Entrée | 1 sifotra alan-doha |
Mots élémentaires | 2 sifotra, alana, loha |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha |
Explications en français |
5 [1.3] Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet |
Exemples |
6 Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. [2.472] 7 Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. [2.5] |
Mis à jour le 2024/12/07 |