|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sidintsidina
Radical  2  sidina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1#677]
Explications en français  5  [1.3#603] [duplicatif fréquentatif]

Entrée (2/2)6  sidintsidina
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1#677] Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana
Explications en anglais  9  [1.7] a swallow
Explications en français  10  [1.3#603] les hirondelles
11  [1.54, 1.8] hirondelle
Exemples  12  Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#]
Vocabulaire  13  Zoologie: oiseaux
Autres orthographes  14  sidisidina
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12