|
|
|
|

Entrée1  siansa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana
Explications en anglais  4  [1.7] science
Explications en français  5  [1.8] la science
Exemples  6  Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo. [2.285#]
7  Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [2.332#]
8  Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [2.472]
Autres orthographes  9  siansy
Mots composés 

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21