Entrée (1/2) | 1 setraina |
Radical | 2 setra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain' ny miaramila ny famelezan' ny fahavalo [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be faced in opposition [1.7] |
Explications en français |
6 à qui on fait face, qu'on oppose [1.8] |
Exemples |
7 Tahaka ny tsilo handratra sy hangiri-firy no hosetrain' ny vady aman-janany ... [2.470] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 setraina |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en malgache |
14 be setrasetra [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 15 anistera, arañitse, asetrany, atresany, itserana, ratsiena, reanitsa, retsiana, setraina, tseranay |
Mis à jour le 2023/01/20 |