|
|
|
|

Entrée1  sesilany
Mots élémentaires  2  sesy, lany
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona
Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay!
mitohy tsy misy elanelany
Explications en français  5  [1.3] succession non interrompue, continuité
ininterrompu
Analogues  6  mifanindry lany, an-kisesy, mitontohitra

Mis à jour le 2023/10/02