Entrée | 1 mitontohitra |
Radical | 2 tontohitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany! Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena |
Explications en français |
5 [1.3#729] Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse: Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) |
Exemples |
6 Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any. [2.113#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |