|
|
|
|

Entrée 1  septoaginta
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny Septoaginta na Septante, dia ny dikan' ny Testamenta Taloha amin' ny fiteny grika, izay lazaina ho nataon' ny olona 70 lahy; noho izany dia matetika ny marika lxx no atao famantarana ilazana azy. Maizimaizina ihany anefa ny tantaran' nahazoana azy, sady efa nifangaro anganonganonfoana be loatra; koa tsy hiditra amin' ny andinindinik' ireny tantara ireny isika, fa izay mety ho mazavazava amin' ny mpamaky ihany no hambara kely etoana. ... [1.38#891]

Mis à jour le 2026/08/19