|
|
|
|

Entrée1  senotsenoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
4  Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy
5  Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Mis à jour le 2020/07/31