|
|
|
|

Entrée1  senoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
4  Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
5  Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Dérivés 
6  Verbes passifs :
Synonymes  7  senotsenoka

Anagrammes  8  asenok, kesona, konesa, senoka

Mis à jour le 2020/07/31