Entrée | 1 sendaotra |
Mots élémentaires | 2 sendra, loatra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. 5 [1.13] misafoaka, tezitra mafy |
Explications en français |
6 [1.3] Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel 7 [1.13] furieux, irrité |
Exemples |
8 Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#] 9 Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#] 10 Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#] |
Vocabulaire |
11 Emotions |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 14 sendoatra |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |