| Entrée | 1 sempotra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
25 Tsy afa-miaina noho ny hafanana be loatra: Sempotry ny hafanana aho izany
26 Tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra na ny fibosesiky ny rivotra be loatra, misanehaka noho ny hazakazaka: Nihazakazaka aho ka sempotra ~ Rehefa mandeha ny aotomobilina ka mivoha ny varavarana, mila ho sempotra ny zazakely ~ Sokafy aho fa sempotra 27 Be raharaha na ahiahy na alahelo ka toa tsy afa-miaina noho ny fahasahiranana: Sempotry ny volan' olona Rakoto ~ Mbola sempotry ny fanadinana aho ka tsy afa-manoratra [1.1] |
| Explications en français |
28 Essoufflé, haletant, étouffé, suffoqué: Nihazakazaka aho ka sempotra (J'ai couru et je suis tout essoufflé) ~ Sempotry ny hafanana aho (Je suis étouffé par la chaleur)
29 Figuré: accablé d'embarras, de tristesse, vivement impressioné: Sempotry ny volan' olona aho (Je suis dans le plus grand embarras à cause de mes dettes) ~ Sempotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) [1.3] |
| Exemples |
30 sempotra dia sempotra izy, toa nenjehin'inona.
[2.324]
31 Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#162] |
| Analogues | 32 ana, 33 any am-bolon-tsofina ny aina, 34 mihehaka, 35 mikoika, 36 misanehaka, 37 misefosefo, 38 misohika, 39 mitranga ny lela, 40 tsy avy miaina |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|