Entrée | 1 manempotra |
Radical | 2 sempotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |