Entrée | 1 savily |
Radical | 2 vily |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona 5 Vy miady 6 Fikivilivilian-javatra mivezimbezina 7 Famelezana ankolaka [1.1] |
Explications en anglais |
8 a hinge; the act of swinging on a hinge [1.7] |
Explications en français |
9 charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8] |
Exemples |
10 Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [2.48] 11 Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 savily, vilasy |
Mis à jour le 2023/01/20 |