Entrée | 1 sasaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). 4 [1.13] zara roa mitovy tsara |
Explications en français |
5 [1.3, 1.13] moitié 6 [1.13] demie |
Exemples |
7 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot sasaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |