Entrée | 1 misasaka |
Radical | 2 sasaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin' ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin' ny nividianana azy |
Explications en français |
5 [1.3] être divisé en deux, être partagé en deux parties égales; avoir pour soi la moitié d'un objet. Aoka hisasaka isika amin'ity asa tanimbary ity (Partageons-nous en deux groupes pour bêcher cette rizière) ~ Tsy mbola misasaka tsara ity varintsika ity (Notre riz n'est pas encore bien partagé en deux parties égales ~ Misasaka amin'ity vola ity isika roa lahy (Chacun de nous deux doit avoir la moitié de cet argent, nous devons nous partager cet argent à nous deux) |
Exemples |
6 Indro ny iray toko tombon-dahinao, satria hianao no mpanjakan' ny biby rehetra, ary indry ny iray toko anao misasaka amy ny ahy. [2.293] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot misasaka |
Mis à jour le 2024/12/11 |