|
|
|
|

Entrée1  sarin-dahy
Mots élémentaires  2  sary, lahy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao [1.1]

Mis à jour le 2024/08/13