|
|
|
|

Entrée1  sarimihetsika
Mots élémentaires  2  sary, mihetsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] film: Sarimihetsika ilalaovan' i Fernandel (Un film où joue Fernandel)
cinéma
Exemples  5  Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy. [2.4]

Mis à jour le 2024/12/22