Entrée | 1 sarandrana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany 4 [1.78] [Bezanozano] salaka |
Explications en français |
5 [1.3] longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. |
Exemples |
6 Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [2.59] |
Vocabulaire |
7 Economie: vêtements |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 sadika, salaka |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |