|
|
|
|

Entrée1  saram-panafody
Mots élémentaires  2  sara, fanafody
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo
Explications en français  5  [1.196] compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes
Exemples  6  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Synonymes  7  saram-panafana

Mis à jour le 2024/12/10