Entrée | 1 saram-panafody |
Mots élémentaires | 2 sara, fanafody |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo |
Explications en français |
5 [1.196] compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes |
Exemples |
6 na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131] |
Synonymes | 7 saram-panafana |
Mis à jour le 2024/12/10 |