Entrée (1/2) | 1 sampona |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona 4 Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1] |
Explications en anglais |
5 a hindrance 6 hindered [1.7] |
Explications en français |
7 empêchement 8 empêché [1.8] |
Exemples |
9 Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [2.324] |
Dérivés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot sampona |
Entrée (2/2) | 14 sampona |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1] |
Explications en anglais |
17 malformed offspring [1.7] |
Explications en français |
18 enfant mal formé, monstre [1.8] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 24 asampon, nasampo, sampano, sampona |
Mis à jour le 2023/05/27 |