Entrée | 1 sampivato |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vahy mandadina misy matsilotsilo ny raviny |
Explications en français |
4 [1.196] (de sampy : se tenir à califourchon ; et vato : pierre ; allusion aux rocailles escarpées que cette espèce affectionne). Urera acuminata (Poir.) Gaudich. ex Decne. et Urera acuminata var. perrieri Leandri (Urticaceae). On en fait une préparation ocytocique et abortive. Ce n'est pas une liane, contrairement à ce qu'écrit Malzac, mais un arbuste à feuilles urticantes. [Merina]
|
Exemples |
5 Ny hazo kypreso haniry ho solon' ny tsilo, ary ny rotra ho solon' ny sampivato; [2.996#29.055.013] 6 Ary nony vaky nandositra izy, mandray ny amiana sy ny sampivato fa betsaka ao, ary mandray azy Sakalava, ka mivotrovotro ny tanany sy ny tena ny azo ny amiana sy ny sampivato [2.48] |
Vocabulaire |
7 Botanique: herbe |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2024/12/08 |