|
|
|
|

Entrée1  sambobelona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1]
Explications en français  4  prisonnier de guerre [1.3]
Exemples  5  Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [2.472]
Mots élémentaires  6  sambotra, olona

Anagrammes  7  sambobelona, solom-babena

Mis à jour le 2023/10/08