|
|
|
|

Entrée1  sakoitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra.
4  [1.13] karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany
Explications en anglais  5  [1.7] the tenia worm
Explications en français  6  [1.54, 1.8] ténia
7  [1.13] ver intestinal, tricocéphale, ténia
Exemples  8  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Vocabulaire  9  Zoologie: invertébrés
10  Santé
Dérivés 
11  Adjectifs :
Synonymes  12  viky vahy
Analogues  13  kankana, viky

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21