|
|
|
|

Entrée1  sakaizam-patana
Mots élémentaires  2  sakaiza, fatana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana
indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo
Proverbes  5  Proverbes contenant le mot sakaizam-patana

Mis à jour le 2024/12/07