|
|
|
|

Entrée1  fatana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono
Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa
Explications en anglais  4  [1.2] the place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace.
5  [1.7] a fireplace; a stove
Explications en français  6  [1.8] âtre, foyer, fourneau, réchaud
Exemples  7  Narehitra natao nafana ny fatana. [2.245#]
8  hoy ilay zazavavy sady nanatona ny fatana izy. [2.332#]
9  Sady mihinana izy roa lahy no tohofany kitay ny fatana. [1.281#]
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot fatana
Article  26  Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano)

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21