Entrée | 1 sakaizam-bilany vy |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana |
Explications en anglais |
4 [1.7] a glutton |
Explications en français |
5 [1.8] glouton |
Mots élémentaires | 6 sakaiza, vilany, vy |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |