|
|
|
|

Entrée1  sakaizam-bilany vy
Mots élémentaires  2  sakaiza, vilany, vy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ireo ankizy tokony handeha hilalao, nefa tsy miala eo amorom-patana, miandry ny fahamasahan' ny sakafo noho ny hatendana [1.1]
Explications en anglais  5  a glutton [1.7]
Explications en français  6  glouton [1.8]

Mis à jour le 2023/08/01