|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sahaza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [1.1]

Entrée (2/2)4  sahaza
Partie du discours  5  adjectif
Dérivés 
6  Verbes actifs :
Explications en malgache  7  Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao?
8  Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho
9  Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [1.1]
Explications en anglais  10  fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [1.7]
Explications en français  11  approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [1.8]
12  suffisant [1.13]
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot sahaza

Mis à jour le 2020/07/31