Entrée | 1 sahady |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana |
Explications en anglais |
4 [1.7] already; cf. rahateo |
Explications en français |
5 [1.8] déjà; cf. rahateo |
Exemples |
6 Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [2.470] 7 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471] 8 Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |