Entrée | 1 sadasada manana endrika |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra |
Mots élémentaires | 4 sadasada, manana, endrika |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |