Entrée | 1 rombahina |
Radical | 2 rombaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 alaina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny vatomamy teny an-tanan-jandriny 5 Tapahina (tenin' olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be snatched away [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on saisit et enlève par force [1.8] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot rombahina |
Anagrammes | 13 hamboarin, hamborian, harambony, horimbana, irombahan, niboraham, nirombaha, noharabim, norabahim, rombahina |
Mis à jour le 2023/01/20 |