|
|
|
|

Entrée (1/2)1  roambinifolo
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Mathématiques: arithmétique
Explications en anglais  4  twelve [3.1]
Explications en français  5  douze [3.1]
Exemples  6  Ny tendrombohitra roambinifolo. [2.508]
7  Ny heloka roambinifolo mahafaty. [2.508]
8  Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [2.366]
Autres orthographes  9  roa, roa
Mots élémentaires  10  roa, amby, folo
Mots composés 

Entrée (2/2)12  Roambinifolo
Partie du discours  13  nom propre (anthroponyme)
Vocabulaire  14  Histoire: (en général)
Explications en malgache  15  Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [1.1]
Exemples  16  Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [2.298]
Mots élémentaires  17  folo
Tableaux et planches  18  Liste complète

Anagrammes  19  Roambinifolo, roambinifolo, Roambinifolo, roambinifolo

Mis à jour le 2023/05/17