|
|
|
|

Entrée1  roahina
Radical  2  roaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby
Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io
Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra
Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava
Explications en anglais  5  [1.7] to be driven away, to be expelled
Explications en français  6  [1.8] qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot roahina

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21