Entrée rera-
Partie du discours forme morphologique de reraka
Exemples 
1Tsy eo rahavako ny setroka, inona ary no hatao, Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao! [2.928]
2Rera-dahasa ny olona andavanandro, ka ny asabotsy hariva izy matetika no namela-pandrika, dia ny alahady maraina no nisafo. [2.472]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/20