|
|
|
|

Entrée1  ravinkazo
Mots élémentaires  2  ravina, hazo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] anarana iantsoana matetika koa ny ravina
Exemples  5  Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga. [2.470#]
6  Hany heriny nandao ahy, ka niery tany ambany ravinkazo ary dia tany no nahafatesany. [2.529#]
Mots composés 
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot ravinkazo

Mis à jour le 2024/12/07