Entrée | 1 ravindamba |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita |
Explications en anglais |
4 [1.7] piece goods |
Explications en français |
5 [1.8] pièce de tissus |
Exemples |
6 [2.332#] Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana. 7 [2.503#] Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. |
Mots élémentaires | 8 ravina, lamba |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |