|
|
|
|

Entrée1  raozy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony
Explications en anglais  4  [1.2] the rose flower
5  [1.7] a rose
Explications en français  6  [1.8] rose
7  [1.196] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Merina]
8  [Betsileo]
Exemples  9  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
Vocabulaire  10  Botanique: fleur
Phytonymes 
Titres  13  Andraozikely (Ravoajanahary Alphonse)
Nom scientifique 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot raozy

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21