Entrée 1/2 |
raondriana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
|
Explications en anglais | [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
|
Explications en français | Monsieur [1.3]
|
Exemples |
1 | Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
|
2 | Na ny rado na ny voahangy, mora very, Raondriana;
[2.1022]
|
3 | Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady?
[2.996]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
raondriana,
raondriako |
|
|
Entrée 2/2 |
raondriana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
|
Vocabulaire |
|