|
|
|
|

Entrée1  rano tsilany
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy
(ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay
Exemples  4  [1.437#] Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
Mots élémentaires  5  rano, tsilany
Analogues  6  antsitrika, tsikaroka, tsipysandry
Mots composés 

Anagrammes  8  nosinilatra, rano tsilany

Mis à jour le 2025/01/21