Entrée (1/2) | 1 tsikaroka |
Radical | 2 karoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fihohihozana amin' ny tongotra aman-tanana |
Explications en français |
5 [1.3] action de gratter avec les mains ou les pattes, de les remuer dans 6 [1.107] action de gratter |
Entrée (2/2) | 7 tsikaroka |
Radical | 8 karoka |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 [1.1#986] fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty rano; fanipazana ny tanan-kavia sy ny tanan-kavanana mifandimbindimby rehefa milomano 11 [1.1#546] lomanon' ny tsy mbola mahay ka toy ny mitsikarokaroka fotsiny ny tanany |
Explications en français |
12 [1.3] action de nager comme les chiens |
Analogues | 13 antsitrika, ranotsilany, tsipysandry |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |