Entrée | 1 ranoray |
Mots élémentaires | 2 rano, iray |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.) Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy 5 [1.13] tokam-pangaro |
Explications en anglais |
6 [1.2#500][rano ray] Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal. |
Explications en français |
7 [1.3#510][rano-ray] grande surface couverte d’eau; de même niveau, de même hauteur; universel, couvert tout entier, comme d’une seule plaie, d'une sueur générale 8 [1.13] homogène |
Exemples |
9 Mirebareba akanjo mainty ranoray aho rehefa tena miasa. [2.445#] 10 Tamin' izany, nisy fihetseham-baovao Nanova ny tontolo tony ranoray; [2.576#] 11 Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472] |
Autres orthographes | 12 ranoiray, ranoiray |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |