|
|
|
|

Entrée1  ranomasimbe
Mots élémentaires  2  ranomasina, be
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  [2.508] Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra !
5  [2.356] Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe.
6  [2.499] Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny?
Vocabulaire  7  Géographie: (en général)
Synonymes  8  bambandrano, bambandranobe, bambandranomasina

Mis à jour le 2024/12/10