Entrée | 1 ranomanitra |
Mots élémentaires | 2 rano, manitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena |
Explications en anglais |
5 [1.2][rano manitra] Eau-de-Cologne or any other scent. 6 [1.7] perfume, toilet water |
Explications en français |
7 [1.8] parfum 8 [1.196] eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce |
Exemples |
9 Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. [2.4] 10 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470] 11 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |