|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranomandry
Mots élémentaires  2  rano, mandry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
5  Fomban-domano misosa
6  Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1]
Explications en anglais  7  [rano mandry] A thin film found on water
8  [rano mandry] a word used for ice
9  [rano mandry] a mode of carrying palanquin. [1.2]
10  ice [1.7]
Explications en français  11  glace [1.8]
Exemples  12  ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406#]
13  Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]
Mots composés 

Entrée (2/2)16  Ranomandry
Mots élémentaires  17  rano, mandry
Partie du discours  18  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  19  Géographie: agglomérations

Anagrammes  20  marin-drano, Ranomandry, ranomandry

Mis à jour le 2023/05/28