|
|
|
|

Entrée1  ranofotsiny
Mots élémentaires  2  rano, fotsiny
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny
Explications en anglais  5  [1.7] only, just, exclusively
Explications en français  6  [1.8] seulement, uniquement
Exemples  7  fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [2.471]
8  Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [2.472]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10