|
|
|
|

Entrée (1/3)1  Rangory
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Exemples  3  rangory, niteraka andRatsimiraho sy Rakalavao [2.48]
Vocabulaire  4  Histoire: personnages

Entrée (2/3)5  Rangory
Partie du discours  6  nom proverbial [Liste complète]
Exemples  7  izy, hono, no nampiana-dratsy ny hafa, izy no rangory fototry ny afo amin' izao "fisandohan-javatr' olona" izao. [2.472]
8  Nandre ny lazanao aho
rangory monina anosy
nita lakana omaly aho
ka nitsipa-dakana indray
izany hianao hono
raha tsy ariary folo lelavola
tsy mandeha
[2.131]
Mots composés 

Entrée (3/3)10  Rangory
Partie du discours  11  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  12  Littérature: livres
Auteur  13  Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Mis à jour le 2023/08/11