|
|
|
|

Entrée1  rangolahy
Mots élémentaires  2  rango, lahy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.)
5  amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana [1.1]
Explications en anglais  6  The large stone which covers a grave and forms its roof [1.2]
Exemples  7  fa ny sasany amin' ny mitarika ny rangolahy ihany no mamono omby. [1.437#]
8  hidina tsy enjehin' eritreritra any ambanin' ny rangolahy aho izany! [2.499#]
9  Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/04/24