Entrée (1/2) | 1 rangitana |
Radical | 2 rangitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be sharpened, to be made pointed. [1.2] |
Exemples |
6 ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy [2.48] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 rangitana |
Partie du discours | 12 verbe actif |
Explications en malgache |
13 forana [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 14 itrangana, rangitana |
Mis à jour le 2023/01/20 |