Entrée | 1 randranina |
Radical | 2 randrana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be plaited, to be twisted. 6 [1.7] to tie braided |
Explications en français |
7 [1.3#506] qu'on entrelace, qu'on dispose habilement 8 [1.8] qu'on tresse |
Exemples |
9 randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48] 10 Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |